Sehatra mampiroborobo ny rohin'ny boky
Rita Ralamboarijaona — 01/05/2026
Ny boky
dia fitaovana iray manamafy ny fifaneraserana eo amin'ny mpamaky
sy ny mpanoratra. Zava-poana ny mpanoratra raha tsy misy ny mpamaky. Ny
famakiana boky no ahafahana mandalina bebe kokoa ny hafatra amin'ny
alalan'ny literatiora. Fampitana hafatra avy amin'ny mpanoratra ho
an'ny mpamaky ny boky ary sakafon-tsaina ahafahana mifamezivezy
anatin'ny tontolo iray ifampizarana, anisan'izany ny soratra.
Ao amin'ny teny daholo no voizina ny fahalalana avy amin'ny mpanoratra.
Ny mpamaky no bainga voavadika namolavola manampy amin'ny fanabeazana
voa ny vokatra azo avy amin'ny teny. Zava-dehibe ny boky satria na
amin'ny fiteny inona na amin'ny fiteny inona dia izy no harentsaina
voalohany izarana manerana izao tontolo izao ny hakanton'ny literatiora.
Nihen-danja ny boky nanomboka
tamin'ny nisian'ny teknolojia.
Mahafinaritra rehefa mahavita ainga anaty asasoratra satria zava-kanto
ny teny. Tamin'ny alalan'ny teny no namoronan'Andriamanitra antsika.
Vakoka iray lehibe ny boky satria ahafahana mitahiry ny
tsiambaratelon'ny mpanoratra.
___________________ Lafiny
maha fampitana hafatra ny boky - Eritreritry ny poeta Lova Santatra Tatitra
: Rita Ralamboarijaona
Sary nindramina
Ajouter un commentaire